• Cours de change
  • 4 399,93 AR
  • |
  • $3 987,83 AR
Copyright Image : © Moov_Olombanona
Image
Vaovao

Moov Olombanona : Torolalana rehefa hiampita anaty fitohanan'ny fiara

27/12/2022 11:18 © Moov.Mg

"Mba hiova ho Olombanona", izany no tanjon'ny Moov Olombanona. Mahazatra ny maro ny nanararoatra ny fitohanan'ny fiara mba hiampitana. Tsara ho fantatra ireo fitandremana tokony atao mba isorohana ny loza.

_Ireto avy ny toromarika rehefa hiampita arabe, mandritra ny fitohanan'ny fiara. _

Mamonje ny toerana voatokana hiampitana raha azo atao ;

Fadio ny mihazakazaka. Aoka mba hifantoka tsara na dia maika hamonjy fotoana aza ;

Jereo ny anelanelan'ireo fiara mijanona sao misy kodiarandroa (moto na bisikileta) misongona ;

Aza miampita anelanelan'ny fiara roa mifanakaiky loatra ;

Tandremo ny fandalovana aorian'ireo fiara fitateram-bahoaka. Mety hamoha varavarana tampoka ny mpanampy ny mpamily.



Lire la suite

Articles Similaires