Sรฉnat : Andriamatoa RAMAROKOTO Feno Emile no solontena eo anivon'ny HCDEDD
Antenimierandoholona : Andriamatoa RAMAROKOTO Feno Emile, Administrateur Civil en Chef de Classe exceptionnelle, Juriste, Doctorant en Sociologie, no solontena eo anivon'ny HCDEDD.
Notanterahana omaly Zoma 30 jona 2023 teto aminโny LapanโAnosikely ny fifidianana izay hisolo tena ny Antenimierandoholona eny anivonโny Filankevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny tany tany tan-dalร na na ny ยซ Haut CoMarihina moa fa folo no isanโireo kandidร nilatsaka ho fidiana taminโizao fifidianana izaonseil pour la Dรฉfense de lโEtat de Droit et de la Dรฉmocratie ยป (HCDEDD). Lany taminโny isam-bato sivy taminโny folo Andriamatoa RAMAROKOTO Feno Emile.
Famaranana ny fotoam-pivoriana
Notontosaina omaly ihany koa ny famaranana ny fivoriana ara-potoana voalohany ho anโny taona 2023.
Nisongadina nandritra ny kabary famaranana nataonโAndriamatoa Filohanโny Antenimierandoholona ireto teboka manaraka ireto :
-๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐ : ๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐ณ๐๐ร ๐๐
-๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐ : ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐-๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐
-๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐ : ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐ฎ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
-๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐
Teo am-pamaranana dia nambaranโny Filohanโny Antenimierandoholona fa miara-misalahy aminโny Mpanatanteraka ary mihaino ny vahoaka eny ifotony ity Andrimpanjakana ity. Nankahery ny Governemanta moa ny tenany amin'ny fanohizana ireo ezaka efa natao ho fanafainganana ny famitร na ny asa na dia tsy ho araka aza ny fitokanana izany. Nanentana ny vahoaka Malagasy ihany koa izy mba hanana fitoniana hatrany. Mahakasika ny fiatrehana ny fifidianana dia fifidianana modely taty Afrika toy ny efa nisy taminโny taona 2018 no tanjona hoy izy; mba ho henikaja sy ho henimboninahitra i Madagasikara.