Vaovao
Fanavaozana ny governemanta 2023 : Voatazona eo amin’ny toerany ny praiminisitra Christian NTSAY
Minisitera 8 no nahazo mpitantana vaovao anio. Notononina tao amin'ny lapan'Ambohitsirohitra anio hariva ireo ministra vaovao.
Ireto avy ireo minisitra vaovao :
Minisitry ny fiarovam-pirenena : Général de division Josoa RAKOTOARIJAONA
Minisitry ny raharaham-bahiny : Yvette SYLLA
Minisitry ny fitsarana : Landy Mbolatiana RANDRIAMANANTENASOA
Minisitry ny asa, fampananana asa, asam-panjakana ary ny lalana sosialy : Rivotiana Richard JEAN BOSCO
Minisitry ny asa vaventy : Colonel Ndriamihaja ANDRIANATREHINA
Minisitry ny fitaterana : Valéry RAMONJAVELO
Ministry ny Angovo sy ny Akoran'afo : Soloniaina ANDRIAMANAMPISOA
Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena : André Haja RESAMPA