Flash Actu
Samedi, 25 Avril 2026
Voir Plus
Les derniers articles
PAAEP - 400 millions USD pour améliorer l’accès à l’eau potable
Les Partenaires
“Soft power” à la malgache : L'épouse du colonel Michaël Randrianirina lance l'association FANJIRY, notamment pour les oeuvres caritatives.
Fifaninanana hidirana ho Polisy : Efa azo jerena ny valim-panadinana ho an'ny fihodinana voalohany, eny amin'ny Ministeran'ny Filaminambahoaka Anosy sy ireo komisaria rehetra.
Mitohy mandritra ny 15 andro indray ny hamehana ara-angovo eto Madagasikara. Mampatsiahy ny APMF fa ny fiantsonana eny amin’ny seranana dia laharam-pahamehana ho an’ireo sambo mpitondra solika.
Razafimahefa Bao no voatendry ho sekretera jeneralin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Tontosa androany maraina ny fifamindram-pahefana teo aminy sy ny sekretera jeneralin’ny Tanànan' Antananarivo teo aloha, William Befouroac.
Fiompiana akoho gasy nohatsaraina : Hisy fampiofanana maimaimpoana karakarain’ny MAFI-M, eny amin'ny ICM Ambohimanarina rahampitso sabotsy 25 aprily.
Fampidirana herinaratra eny amin'ny tobim-pahasalamana : CSB miisa 501 no efa misitraka herinaratra avy amin'ny herin'ny masoandro ary hiampy 90 ireo ato anatin'ny 2 volana ho avy, araka ny tatitry ny ministeran’ny Angovo.
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina : Razafijaonimanana Finoana no tale vaovao mitarika ny Dépêche Informative Taratra
Fiarovana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana : 14 mirahalahy, no notolorana mari-pankasitrahana, omaly, teny Iavoloha rehefa nahatontosa fiofanana naharitra 1 volana sy 3 herinandro, mikasika ny fiambenana olo-manankaja.
30 étudiants en langue japonaise du Parcours Anglo-japonais / Malagasy-japonais, de l’Université d’Antananarivo ont été récompensés par une bourse d’excellence, offerte par Sumitomo Corporation.
Anio, no ho tanterahina ny fihaonan’ny Praiminisitra, Lehiben'ny Governemanta, Rajaonarison Mamitiana, amin’ireo fikambanana GEN Z. Aman-jatony moa, izy ireo, no namaly ny fanasana.
Ankalazaina, anio, eny amin’ny Stade Rafanodiana Herisetra, Sabotsy Namehana, ny andro maneran-tany hiadiana amin’ny tazomoka. "Hofoanantsika ny tazomoka. Vitantsika izany, miara mientana dieny izao", no lohahevitra.
Mampahatsiahy ny ATT fa tsy maintsy ampiasaina ny "twist lock" amin’ny famehezana ny kaontenera, fa tsy azo soloina tady na rojo, araka ny didim-pitondrana laharana 14823/2003, tamin’ny 12 septambra 2003
Nijoro tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny Ligue de Voile Diana. Dingana goavana manome lanja ny tantaran’ny taranja Kitesurf sy ny Voile eto Madagasikara izany.
Mitohy ny fivezivezen’ny zotra an-dalamby eto Antananarivo mandritra ny Andron’ny Asa, ny zoma 1 mey 2026. Ora fiaingana eo Soarano : 08h30 ; 11h30 ; 16h00. Ora fiaingana eo Ambohimanambola : 09h45 ; 12h45 ; 17h15.
Baolina kitra vehivavy : Nandroso laharana iray ny ekipa Vehivavy, araka ny filaharana navoakan'ny FIFA. Laharana faha-191 manerantany i Madagasikara.
Vatsim-pianarana : Eny amin'ny Tahirim-bolam-panjakana no handraisan'ny mpianatra manerana ny Nosy izany, manomboka izao, raha ny nambaran’ny avy eo anivon’ny minisiteran'ny Fampianarana Ambony sy ny Minisiteran'ny Toekarena.
Hoavin’ny vola taratasy sy ny vola madinika eto Madagasikara : Hisy fakan-kevitra hotanterahina ao amin’ny oniversiten’i Vakinankaratra, ao Vatofotsy Antsirabe, amin’ny sabotsy 25 aprily 2026, karakarain’ny Banky Foiben’i Madagasikara.
Fiarovana ny mpanjifa : Toeram-pivarotana iray, tetsy Anosibe, no tsy maintsy nakatona vonjimaika noho ny tsy fanarahana ny fenitra sy fitsipika mifehy ny asa, fivarotam-bary.
Association Agro-Industrie de Madagascar (AIM) : Nihaona tamin’ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo, ary nohamafisina ny fiaraha-miasa. Mpamokatra hatramin’ny 250 000 no hahazo tombony amin’izany.
L'Arcom a adressé une "mise en demeure" à France Télévisions et Radio France en raison d'"allégations" formulées à l'antenne par une journaliste qui avait notamment accusé le maire de New York de ne pas avoir condamné le 7-Octobre, selon une décision publiée vendredi.
Plusieurs dizaines de manifestants se sont rassemblés vendredi à Tunis pour défendre la liberté de la presse et en soutien au célèbre chroniqueur franco-tunisien Mourad Zeghidi, en détention depuis 2024.
Suppression de la chaîne jeunesse France 4 et de la radio Mouv', fusion de France 2 et France 5, et une stricte neutralité imposée aux figures de France Télévisions et Radio France font partie des mesures préconisées par le rapporteur de la commission d'enquête sur l'audiovisuel public, le député UDR Charles Alloncle.
La porte-parole de la Maison Blanche, Karoline Leavitt, a fait savoir vendredi qu'elle était sur le point de partir en congé maternité pour accueillir son second enfant.
Des figures du cinéma et du monde du spectacle ont assisté vendredi aux obsèques de l'actrice Nadia Farès à Paris, dont le réalisateur Claude Lelouch qui lui a rendu hommage, a constaté un photographe de l'AFP.
La start-up canadienne d'intelligence artificielle Cohere va acquérir son homologue allemande Aleph Alpha pour se faire une place sur un marché largement dominé par les Etats-Unis et la Chine.
Amin’izao faran’ny herinandro izao dia entina amintsika eto ny fomba fanamboarana « crumble aux pommes ». Tsindrin-tsakafo avy any Angletera izay tena matsiro ary mety amin’ny ankizy sy ny lehibe izy io. Tsy mila akora sarotra hita ny fanaovana azy ary tsy sarotra ihany koa ny fikarakarana. Araho àry !
Zavatra ara-dalàna ary ilaina mihitsy ho an’ny fitomboan’ny zaza ao an-kibo ny fitomboan’ny lanja mandritra ny fitondrana vohoka. Misy fotoana nefa izy io mety mampanahy ny bevohoka rehefa miakatra haingana loatra, miadana loatra, na miovaova be. Rehefa ahoana àry no ara-dalàna ny fiovaovan’ny lanja mandritra ny vohoka ary rahoviana no tokony hanahy ?
L'ampleur "extrêmement préoccupante" du piratage de la messagerie Signal remet en question la sécurité des communications au sein du Parlement allemand, a dit vendredi à l'AFP un responsable parlementaire, une cyberattaque qui affecte aussi les milieux diplomatiques, militaires et médiatiques.
Marihana isan-taona, ny 25 aprily, ny andro manerantany ho an’ny fiadiana amin’ny tazomoka. Na dia misy aza ny ezaka maro atao amin’ny fisorohana sy fitsaboana, dia mbola betsaka ny hevi-diso miparitaka momba ity aretina ity.
Le monde du cinéma et une foule d'anonymes ont rendu vendredi à Paris un dernier hommage à Nathalie Baye, une actrice "inoubliable" que "tout le monde aimait", lors d'une cérémonie marquée par le discours poignant de sa fille Laura Smet, pour une "maman fabuleuse".
Le très médiatisé modèle de robotaxi autonome de Tesla, baptisé "Cybercab", est entré en production, a déclaré vendredi son PDG Elon Musk, deux jours après l'annonce de bénéfices trimestriels supérieurs aux attentes.
De Catherine Deneuve à Josiane Balasko ou Guillaume Canet, le monde du cinéma, mais aussi des centaines d'anonymes, rendent vendredi à Paris un ultime hommage à Nathalie Baye, décédée le 17 avril à 77 ans, avant son inhumation "dans la stricte intimité".
Moi seul ai le droit d'être moi. YouTube propose aux célébrités et artistes de Hollywood un outil de détection gratuit des deepfakes, développant encore la lutte contre les usurpations d'identité générées par l'intelligence artificielle.
L'entreprise DeepSeek, joyau de la tech chinoise, a annoncé vendredi le lancement très attendu d'un nouveau modèle d'intelligence artificielle (IA), présenté comme économique et l'un des plus performants du monde, un tournant selon des experts.
Le monde du cinéma et les admirateurs de l'actrice vont rendre vendredi à Paris un ultime hommage à Nathalie Baye, décédée le 17 avril à l'âge de 77 ans, avant son inhumation "dans la stricte intimité".
Meta a annoncé jeudi en interne le licenciement de 8.000 personnes, soit environ 10% de ses effectifs, a indiqué à l'AFP une source proche du dossier, tandis que plusieurs ont fait état d'un vaste plan de départs volontaires chez Microsoft.
Meta a annoncé jeudi en interne le licenciement de 8.000 personnes, soit environ 10% de ses effectifs, ainsi que la suppression de 6.000 postes actuellement non pourvus, a indiqué à l'AFP une source proche du dossier.
OpenAI a dévoilé jeudi un nouveau modèle d'intelligence artificielle (IA) qui se veut le plus avancé du marché selon plusieurs critères, et a promis d'accélérer encore le rythme, tout en vantant l'encadrement de son IA pour éviter les utilisations dangereuses.
Nouveau jeu de la saga la plus populaire d'Ubisoft, "Assassin's Creed Black Flag Resynced", version modernisée de l'opus dans l'univers des pirates publié en 2013, sortira le 9 juillet, a annoncé jeudi le géant français des jeux vidéo.
Moovnaute