• Cours de change
  • 4 399,93 AR
  • |
  • $3 987,83 AR
Copyright Image : © Antenimierampirenena
Image
Vaovao

TGV - IRD : I Christine Razanamahasoa mitondra olana eto amin'ny firenena

25/03/2024 20:11 © Moov

Nampiaka-peo ireo mpanara-dia ny fitondrana ankehitriny, tamin'ny alalan'ireo solombavambahoaka TGV-IRD, noho ny fanehoan-kevitra nataon'i Christine Razanamahasoa, filohan'ny Antenimierampirenena.

Fanakorontanan-tsaina no nataon'ny filohan'ny Antenimierampirenena izay nitondra ny heviny manokana manoloana ny raharaham-pirenena, hoy ireo depiote maro an'isa. Miahiahy izy ireo fa fanakorontanana hikatsahana fametrahana tetezamita no ao ambadik'izany fanambarana fivadihana amin'ny filoham-pirenena izany.

Pejy 1


Copyright Image : © Antsiva

Pejy 2


Copyright Image : © Antsiva

Pejy 3


Copyright Image : © Antsiva

Lire la suite

Articles Similaires