• Cours de change
  • 5302.84 AR
  • |
  • $4570.87 AR

Flash Actu

Mercredi, 07 Janvier 2026

Fanabeazana : Nahazo dabilio miisa 250 ny sekoly EPP Annexe lycée, CISCO Antsiranana I,. Jiro "lampadaires" miisa 100 ho an'ny DREN Diana, ary tablettes 50 isa ho an'ny "espace numérique" CEG Anivorano.

16:49

L’Institut Français de Madagascar (IFM) organisera, le samedi 24 janvier à partir de 18h30, sa soirée annuelle Taombaovao, à Analakely.

16:01

Météo Madagascar s’engage dans la production locale de stations météorologiques automatiques, conçues par des ingénieurs malagasy. Un prototype est actuellement en phase de test, avec une première expérimentation réalisée le 29 décembre 2025.

15:05

CNAPS : Nametra-pialana ny Tale jeneraly Vimbina Rahaingonjatovo, Notanterahina androany ny fifamindram-pitantanana teo aminy sy ny Solontenan’ny Minisiteran’ny asa sy ny fampananan’asa ary ny asam-panjakana.

14:01

Hetsika FOSIKA : Tao anatin'izay iray volana nanombohana azy izay dia miisa 272 ireo fitarainana voaray teo anivon’ny MESUPRES. Miisa 98 no efa nandraisana fepetra rehefa voamarina sy voaporofo, ny ambiny kosa eo am-pikirakirana.

12:05

Nisitraka fampitaovana sy fotodrafitrasa vaovao ny mpianatra ao amin’ny CEG Anivorano-Nord, CISCO Antsiranana II, ho fanohanana ny fanatsarana ny fampianarana ambaratonga faharoa.

11:04

Edouard Rajaona, figure majeure de la peinture et de la sculpture malgaches, est décédé à 76 ans, a fait savoir son fils via les réseaux sociaux.

10:00

Voafonja miisa 732 ao amin’ny Fonjaben’Antsiranana no nahazo fanomezana, toy ny vary, savony, menaka, siramamy ary baolina avy amin’ny vadin’ny Filohan’ny Fanavaozana niaraka tamin’ny Minisitry ny mponina sy ny firaisankina.

09:08

Oniversiten'Antsiranana : Hanangana tranon'ny mpianatra lehibe miisa roa ny fitondram-panjakana. Hapetraka ihany koa ny ny famatsiana herinaratra avy amin'ny masoandro sy ny famatsiana rano amin'ny alalan'ny "forage".

08:09

Nodimandry ny Mpitsara ambony Houssene ABDALLAH. Efa Minisitry ny Fitsarana sy Minisitry ny Tanora teo aloha ny tenany, sady Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Soalala.

05:52

Antsiranana : Nisitraka fitaovana ara-pahasalamana maro ny CHU-PKA (Place Kabary) sy ny CHU Tanambao, ary notokanana ireo trano miisa telo ho an’ny IFIRP, nandritra izao fandalovan’ny Filohan’ny Fanavaozana any an-toerana izao.

17:03

Dans le cadre du programme Miary Digital, la cérémonie de remise des chèques de subvention aux incubés de la deuxième cohorte se tiendra ce mercredi 074 janvier 2026 à Antsiranana.

16:02

CTA2 Ambohimanambola : Tontosa soamantsara ny fanamboarana ireo milina telo, an’ny JRIAMA ; ka afaka mamokatra hatrany amin'ny 13,5Mw ireo, amin'izao fotoana izao raha toa ka mbola an-dalam-panamboarana ny milina fahefatra G2.

15:04

CNAPMAD : Mitokona avokoa ny mpiasa rehetra, ankoatra ny ao amin’ny fanontana printy, izay hiasa hatramin’ny 8 janoary izao ihany. Mitaky ny fametraham-pialan’ny Tale Jeneraly izy ireo.

14:07

Sampona – Distrikan’Amboasary Atsimo : Mifanome tanana amin'ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka eny amin'ny « barrage sanitaire » ireo mpirotsaka an-tsitrapo avy ao amin’ny Croix Rouge Malagasy voaofana amin'ny ady amin'ny valanaretina.

12:03

Taorian’ny tao Marolambo dia miato vonjimaika ihany koa ny fampianarana ao amin’ny sekoly sasantsany ao Toamaisna I, dia ny CEG Ratsimilaho, EPP Beryl Rose, CEG Mangarano, EPP Todivelona Raphaël, ary ny EPP Vatosoa, noho ny rotsak'orana nifanesy.

11:04

Efa miomana ny amin’ny fanafarana vakisiny miady amin'ny nendran-drajako na Mpox ny fitondram-panjakana, hoy ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, omaly, nandritra ny fandaharana manokana.

10:01

Mitsidika ny faritra Diana, ao amin’ny renivohi-paritanin’Antsiranana ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika sy ireo mpiara-miasa aminy, anio talata.

09:01
Voir Plus

Torohevitra hampaharitra ny fofon’ny ranomanitra mandritra ny ora maro

07/01/2026 16:34

Fanirian’ny ankamaroan’ireo mpanao ranomanitra ny hampaharitra ny fofon’izy ireny mandritra ny tontolo andro. Tsy ampy ny fisafidianana ranomanitra manitra be sy tsara tarehy, fa ny zava-dehibe dia ny fahaizana mampaharitra ny fofon’izy ireny. Tsy miankina amin’ny kalitaon’ny ranomanitra ihany ny faharetany, fa ilaina ny fahaizana mampiasa azy. Ireto ary misy torohevitra manampy hampaharitra ny fofon’ny ranomanitra mandritra ny ora maro.

Fomba fiaina ara-pahasalamana : fihetsika kely nefa mitondra vokatra lehibe

07/01/2026 15:43

Tsy voatery mitaky fiovana lehibe ny fampiharana fomba fiaina ara-pahasalamana. Matetika ny fahazarana tsotra atao isan’andro no misy fiantraikany lehibe amin’ny fahasalamana ara-batana sy ara-tsaina. Rehefa atao tsy tapaka ireo fihetsika kely ireo dia manatsara ny fahasalamana sy ny kalitaon’ny fiainana.

Saint-Tropez dit adieu à BB, simplement et en musique

07/01/2026 15:33

L'adieu à Brigitte Bardot se déroule mercredi à Saint-Tropez, petit port de la Côte d'Azur, avec une messe au son du Mépris de Godard ou un chant a capella de Mireille Mathieu, avec aux premières loges le fils de la légende du cinéma, en dépit de leurs relations compliquées.

Fitondrana vohoka : ireo fambara ara-dalàna sy ireo fambara mampanahy

07/01/2026 14:24

Maro ireo karazana fiovana ara-batana sy ara-pihetseham-po mitranga mandritra ny fitondrana vohoka. Noho ny fiovan’ny hormonina, ny fiovan’ny vatana ary ireo fahatsapana vaovao dia mety ho sarotra ho an’ny bevohoka ny manavaka ireo fambara ara-dalàn’ny fitondrana vohoka sy ireo mila fitsaboana. ‘Ndeha ary ho resahana eto ireo fambara ara-dalàna sy ireo fambara mampanahy eo amin’ny bevohoka.

L'adieu à BB débute à Saint-Tropez, en simplicité

07/01/2026 14:08

Les obsèques de Brigitte Bardot ont commencé mercredi à Saint-Tropez, son cercueil recouvert de rotin accueilli par son fils, avec qui elle entretenait des relations compliquées, en présence de célébrités ou de Marine Le Pen, dans ce petit village de pêcheurs devenu repaire de la jet-set et bouclé pour l'occasion.

Les écouteurs, nouvelle frontière de l'IA intégrée, ces start-up y croient

07/01/2026 10:33

De jeunes entreprises veulent utiliser l'intelligence artificielle (IA) générative pour transformer nos écouteurs du quotidien en instruments IA à tout faire, du contrôle à distance à la lecture des pensées.

Robots: des "immigrants IA" pour pallier la pénurie de main d'oeuvre, prédit le patron de Nvidia

07/01/2026 10:33

Le patron du géant des puces Nvidia, Jensen Huang, a assuré mardi que la révolution robotique allait créer plus d'emplois qu'en détruire, estimant que le monde avait besoin de robots qu'il a qualifiés d'"immigrants IA" destinés à une pénurie mondiale de main-d'œuvre.

La course à la conduite (quasi) autonome pour les particuliers relancée par le bond de l'IA

07/01/2026 10:33

Malgré l'essor des robotaxis, une véritable conduite autonome pour les particuliers est encore loin, au vu du coût et des freins juridiques ou réglementaires. Toutefois, grâce aux progrès de l'IA, les voitures capables de rouler toutes seules, mais sous la responsabilité du conducteur humain, se multiplient.

Lenovo déploie son propre agent IA sur l'ensemble de ses produits, des PC aux smartphones

07/01/2026 10:33

Le premier acteur mondial du marché des PC, le chinois Lenovo, a présenté mardi en marge du salon technologique CES son propre agent d'intelligence artificielle (IA), qui suivra l'utilisateur d'un produit à l'autre, ordinateurs, smartphones, ou objets connectés.

Saint-Trop' dit adieu à BB

07/01/2026 06:43

Personnalités et fans se pressent à Saint-Tropez pour un dernier hommage mercredi voulu "sans chichi" et en grande partie privé à Brigitte Bardot, sex-symbol mondial du cinéma puis passionaria de la cause animale au discours parfois controversé.

Ambatomilo : un lagon prisé dans un tourisme malgache en croissance

07/01/2026 06:15

À environ 125 km au nord de Toliara, le lagon d’Ambatomilo se distingue par ses eaux claires, son environnement naturel préservé et un mode de vie traditionnel Vezo.

Fomba tsotra fanaovana « flan caramel aux œufs »

06/01/2026 16:21

Fomba fikarakarana « flan » matsiro sy mora atao indray ary no atoro antsika eto. Tsy dia be masonkarena ary tsy mila dingana lava be ny fanaovana azy. Mety tsara ho an’ny ankizy sy ny lehibe moa ity karazana tsindrin-tsakafo ity. Araho ary ny fikarakarana azy !

Torohevitra hisorohana ny fisolokiana an-tserasera sy ara-bola

06/01/2026 15:25

Mihamaro ankehitriny ireo trangana fisolokiana an-tserasera sy ara-bola eny amin’ny fiarahamonina eny. Mety ho tratr’izany avokoa ny olona rehetra, na tanora na lehibe, na ny an-tanan-dehibe na ny any ambanivohitra. Zava-dehibe ny mahafantatra ireny karazana fisolokiana sy ny fomba atao hiarovan-tena. Araho eto ny andinindininy tsara fantatra.

« Bronchiolite » eo amin’ny zaza : ireo soritr’aretina tokony hahamailo

06/01/2026 14:45

Aretin’ny lalam-pisefoana fahita matetika amin’ny zazakely, indrindra ireo latsaky ny roa taona, ny « bronchiolite ». Matetika izy io dia tsy dia misy atahorana, nefa kosa amin’ny tranga sasany dia mila fitsaboana malaky mba hisorohana ny mety ho fahasarotana. Andeha ary ho fantarina eto ny tsara fantatra mikasika ny « bronchiolite » eo amin’ny zaza sy ireo soritr’aretina tokony hahamailo ny ray aman-dreny.

Charles Alloncle, le député qui cuisine l'audiovisuel public

06/01/2026 14:38

Pugnace pour les uns, "inquisiteur" pour les autres, le député ciottiste Charles Alloncle et ses méthodes musclées font débat au sein de la commission d'enquête sur l'audiovisuel public, au point de compromettre la suite de ses travaux.

Discrimination LGBT+: des associations portent plainte contre Meta et son patron

06/01/2026 14:38

Des associations LGBT+ ont annoncé mardi avoir déposé plainte devant le procureur de Paris contre le géant américain de la tech Meta et son patron Mark Zuckerberg pour injures et discriminations homophobes et transphobes.

Cent ans après sa création et malgré la concurrence, la télévision cherche à innover

06/01/2026 14:23

A quelques jours du centième anniversaire de la télévision, les industriels du secteur ont fait assaut de nouveautés au CES de Las Vegas, immense salon américain de la technologie grand public, pour essayer de rester dans la course face aux smartphones et ordinateurs.

Fomba fihinanana fanafody : ireo fitsipika sy fepetra tsara fantatra

06/01/2026 11:42

Ny fanafody hoanina na hoe « par voie orale » no fomba fandraisana fanafody be mpampiasa indrindra. Izany hoe atelina ilay fanafody mba handalo ao amin’ny rafi-pandevonan-kanina alohan’ny hidirany ao anaty rà. Na dia mora ary ny fampiasana azy ireny dia ilaina ihany ny manaraka fitsipika mazava mba hampandaitra tsara izany sy hisorohana ny « effets indésirables ». Araho ary ny andinindininy tsara fantatra.

Nvidia a lancé la production de ses nouvelles puces IA, attendues au deuxième semestre

06/01/2026 11:23

Nvidia, qui fournit l'écrasante majorité des puces pour l'intelligence artificielle (IA), a démarré la production de ses nouveaux processeurs Vera et Rubin, plus rapides et moins gourmands en énergie que leurs prédécesseurs, a annoncé lundi le PDG Jensen Huang.

Uber dévoile le robotaxi censé défier Waymo à San Francisco fin 2026

06/01/2026 11:13

Uber et le constructeur électrique de luxe Lucid ont dévoilé lundi à Las Vegas leur futur robotaxi, destiné à concurrencer dès cette année Waymo, le leader mondial des voitures sans chauffeur, dans son propre jardin de San Francisco.

Les Partenaires