Flash Actu
Araka ny antontan’isa farany voaray avy eo anivon’ny BNGRC, tamin’ny 3 ora tolakandro, dia tafakatra 5 216 ny isan’ny olona traboina, vokatry ny rivodoza Dikeledi, ka 11 any Analanjirofo, 1997 any DIANA, 3 203 any SAVA ary 5 any SOFIA.
Fandalovan’ny Rivodoza Dikeledi tao Vohémar : Nanolotra fanampiana ho an’ireo niaram-boina tao amin’ny Kaominina Nosibe ny ekipan’ny Fitaleavam-paritra ny Rano sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana tao SAVA.
Hanatanteraka hetsika ho fahatsiarovana an’i Solofo José sy i Lydiary ny Faribolana Sandratra, ny 25 janoary 2025, ao amin’ny CGM Analakely.
Lire la suite
Trangan'afo miisa 6 no nezahina nofehezina tany amin'ny faritra Anosy. Ny 5 amin'ireo dia efa voafehy, fa mbola mitohy androany kosa ny fifanomezan-tanana amin’ny famonoana ny afo, ho an’ilay tranga iray.
Tany amin’ny 377 Km avaratra andrefan’i Besalampy no nisy ny foiben’i Dikeledi tamin’ny 09 ora maraina. Nitombo hery izy ka lasa « cyclone tropical ». Nahazo fanairana miloko maitso Androy, Morombe, Toliara I-II, Sakaraha, Betioky Atsimo ary Ampanihy.
RN6 - Ambilobe-ville : Difotry ny rano ny passage à gué ( déviation) ao Mahavavy. Misy ireo “vedettes” sy lakana mitatitra olona miampita amin’ny sarany 500 Ariary.
La ministre des Affaires étrangères, Rasata Rafaravavitafika, effectue une visite de travail en Tunisie du 12 au 16 janvier. Cette visite marque également le 55ᵉ anniversaire des relations diplomatiques entre Madagascar et la Tunisie.
Manolotra fampiofanana maimaim-poana momba ny "technique de sonorisation", ho an'ny besinimaro, ny Fiadidiana ny Tanànan' Antananarivo, izay hatao ny 15-22-29 janoary 2025 ao amin'ny Tranompokonolona Isotry.
Fampianarana : Misokatra androany 13 janoary ka mifarana ny 7 martsa ny fisoratana anarana amin'ny fanadinam-panjakana BEPC, ho an'ireo kilasy faha-9 any amin'ny Ambaratonga Faharoa
Faritra SAVA - RNS5A : Efa manomboka mihena ny haavon’ny rano eo amin’ny fivilian-dalana na « déviation pour passage à gué » ao Manambery, teboka halavirandalana PK 173+000
Toetry ny andro : Hahazo vahana noho izany ny oram-baratra mitsitokotoko amin’ny faritra maro manerana ny Nosy, ka ao anatin'izany ny afovoan-tany, hatramin'ny 15 janoary
Lire la suite
Sambava : Nodimandry i Chef Doris Andriafinaritra, ilay polisy nofahon'ny fiara teo am-panatanterahana ny asany, teo amin'ny “Barrage de contrôle” Ambariomiambana
Natomboka omaly 11 janoary 2025 ny hetsika « Fijery hafa » tao Ambatondrazaka. Ny teny vahiny frantsay, anglisy ary alemana no nisantarana izany ary hotanterahina isaky ny sabotsy, mandritra ny 3 volana, ny fiofanana.
Tany amin’ny 283 km avaratr’i Besalampy no nisy ny foiben’i Dikeledi tamin’ny 3 ora tolakandro teo. Miverina mitoetra indray ny oram-baratra, ka mety hanatombo ny rotsak’orana any amin’ny Faritra maro. Mbola hikorontana ny toetr’andro an-dranomasina.
Trano miisa 3 no ravan’ny afo, ny sabotsy lasa teo, teny Analakely ampitan’ny lysea JJ Rabearivelo. Vehivavy miisa 2 no naratra, ka nampidirina eny amin’ny hôpitaly CHUJRA Anosy.
Tombanana ho betsaka ny rotsak’orana any amin’ny ilany afovoany atsinanan’i Madagasikara, manamorona ny morontsiraka avaratra andrefana ary any amin’ny tapany avaratry ny ilany andrefan’ny afovoan-tany, androany alahady sy rahampitso alatsinainy.
Naharay tatitra trangana afo 17 isa ny fitaleavam-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy ao DIANA, tamin'ny volana desambra 2024. Niisa 12 ny olona voarohirohy tamin'ny fandoroana, izay nahiditra am-ponja vonjimaika.
En 2024, Madagascar a accueilli 308 275 visiteurs internationaux, dont des croisiéristes, confirmant le dynamisme et l'attrait croissant de ce secteur.
Rivodoza Dikeledi : Mihaodihaody any amin'ny faritra Atsimo Andrefana indray
Fanazarana manampy hampandroso ny fianarana teny vahiny
Maro tokoa ireo mianatra teny vahiny izay mahatsapa fa tsy mivoatra na mandroso araky ny ezaka atao ny fahaizana ilay teny. Mazava ho azy fa mila fikirizana sy faharetana ny mianatra teny vahiny. Ho fanampin’izany dia zaraina eto ireo fanazarana tsara atao hampandro ny fianarana sy hifehezana ilay teny ianarana.
Régulation de l'IA: malgré les craintes, Londres temporise pour attirer les entreprises
Malgré les préoccupations éthiques et sécuritaires autour de l'intelligence artificielle, le Premier ministre britannique Keir Starmer entend attirer les entreprises du secteur en leur laissant tester sur son sol leurs innovations avant toute régulation, à l'inverse de l'Union européenne.
Des anciens de RFI montent un site pour raconter leur radio
Mémoires de pionniers et franc-tireurs: des anciens de RFI racontent cette radio internationale à l'occasion de ses 50 ans, via un site internet alimenté par leurs souvenirs et indépendant de la direction de la station publique.
Zaza voan’ny nendramboalavo : torohevitra hampitoniana ny hidihidy
Marina fa aretina iray tsy dia misy ahiana loatra eo amin’ny zaza sy ny ankizy ny nendramboalavo noho izy vetivety ihany dia sitrana. Mandrapahasitrany kosa nefa dia tena manorisory sy mampijaly ny hidihidy aterany manerana ny vatana. Satria moa tsy azo aokaorina ireo mangidihidy ireo dia ireto ary misy torohevitra manampy hampitoniana izany.
Le Royaume-Uni prêt à devenir un laboratoire de l'IA pour attirer les entreprises
"Tester l'intelligence artificielle avant de la réguler": malgré des préoccupations éthiques et sécuritaires autour de la technologie, le Premier ministre britannique Keir Starmer entend attirer sur son sol les entreprises de l'IA avec la promesse d'une flexibilité réglementaire, se distinguant ainsi de l'Union européenne.
Torohevitra hitantanana ny tsy fitoviana karama eo amin’ny mpivady
Antony iray matetika miteraka fifamaliana eo amin’ny mpivady ny mikasika ny fitantanam-bola ao an-tokantrano. Eo amin’ny mpivady sasany dia mampitombo ny tsy fifankazahoana ny fampidiran’ny vehivavy vola betsaka kokoa. Ahoana ary ny fomba atao hitantanana ny tsy fitoviana karama eo amin’ny mpivady ?
Incendies de Los Angeles: la diffusion d'une série de Meghan Markle repoussée
La diffusion par Netflix d'une série culinaire avec Meghan Markle, l'épouse du prince Harry, a été reportée de deux mois en raison des incendies qui ravagent Los Angeles, a indiqué dimanche la duchesse qui vit en Californie.
Molotra mainty noho ny fifohana sigara : inona no atao mba hampazava molotra ?
Toa matroka na mainty mihitsy aza ny molotr'ireo mpifoka sigara. Matetika dia mora fantatra ireo mpifoka noho io lokon'ny molotra io. Inona àry no atao mba hampazava indray ny lokon'ny molotra ?
Jean-Marie Le Pen inhumé dans l'intimité dans sa ville natale de la Trinité-sur-Mer
Jean-Marie Le Pen, décédé mardi à l'âge de 96 ans, a été inhumé samedi après-midi dans le cimetière de sa ville natale de la Trinité-sur-Mer (Morbihan), à l'issue d'une messe célébrée dans la plus stricte intimité familiale.
Début des obsèques de Jean-Marie Le Pen dans sa ville natale de la Trinité-sur-Mer
Les obsèques de Jean-Marie Le Pen, décédé mardi à l'âge de 96 ans, ont débuté samedi en début d'après-midi dans l'église de sa ville natale de la Trinité-sur-Mer (Morbihan), en présence de sa famille et de quelques proches.
Propos haineux: une influenceuse franco-algérienne jugée en mars à Lyon
Après les arrestations d'influenceurs algériens à Brest, Grenoble et Montpellier pour des propos haineux, une tiktokeuse franco-algérienne comparaîtra en mars à Lyon pour avoir publié des "menaces de mort" contre des opposants au gouvernement d'Alger.
Numérotation de la TNT: les télés se battent pour les numéros gagnants
Sur quels boutons de votre télécommande devrez-vous bientôt appuyer pour regarder vos chaînes de télé préférées? L'arrêt de C8 et NRJ12 fin février pourrait entraîner un changement de numérotation sur la TNT, un enjeu important en termes d'audience.
"Mission info", nouvelle émission d'actu pour les 7-11 ans
L'info des grands traitée à hauteur d'enfant: le groupe public France Télévisions lance dimanche sur la chaîne France 4 une émission d'actualité hebdomadaire pour les 7-11 ans, "Mission info".
La Cour suprême américaine paraît favorable à l'entrée en vigueur de la loi menaçant TikTok d'interdiction
Une nette majorité des juges de la Cour suprême américaine se sont montrés vendredi disposés à permettre l'entrée en vigueur d'une loi menaçant d'interdiction imminente le très populaire réseau social TikTok si sa maison mère chinoise refuse de le vendre.
La Cour suprême américaine paraît prête à laisser entrer en vigueur la loi menaçant TikTok d'interdiction
Une confortable majorité des juges de la Cour suprême américaine se sont montrés vendredi disposés à permettre l'entrée en vigueur d'une loi menaçant d'interdiction imminente le très populaire réseau social TikTok si sa maison mère chinoise refuse de le vendre.
Propos haineux: cinq influenceurs algériens et une franco-algérienne visés par des procédures
Depuis début janvier, cinq influenceurs algériens et une franco-algérienne sont visés par des procédures en France pour des propos haineux, visant souvent des opposants au gouvernement algérien, dans un contexte de tensions diplomatiques entre Paris et Alger.
"La chute de P. Diddy", série documentaire en vue
"La chute de P. Diddy", série documentaire sur le célèbre rappeur américain qui doit être jugé au printemps dans une vaste affaire de trafic sexuel, sera diffusée à partir du 27 janvier aux USA (28 en France) sur la plateforme Max, a annoncé cette dernière vendredi.
Une vingtaine de dessins de nus signés Yves Saint Laurent mis aux enchères
Une vingtaine de dessins de nus signés Yves Saint Laurent seront proposés en janvier lors d'une vente aux enchères d'œuvres d'art et d'objets issus de la collection privée du défunt couturier et de son partenaire Pierre Bergé, a annoncé la maison Sotheby's.
Mort du journaliste gastronomique Jean-Luc Petitrenaud
Le journaliste gastronomique Jean-Luc Petitrenaud, qui avait présenté pendant 11 ans les émissions télé "Carte postale gourmande" et "Les escapades de Petitrenaud", est mort vendredi à Paris à l'âge de 74 ans, ont annoncé ses enfants à l'AFP.
Miasa ao an-trano sady manao raharaha, ahoana ny handaminana ny fotoana ?
Maro tokoa ankehitriny ireo karazana asa azo atao ao an-trano, toy ny asa-tena, ny fanaovana « télétravail », « vente en ligne »… Na dia manome fahalalahana ara-potoana kokoa aza ny fanaovana ny asa an-trano dia mety hanahirana ihany izany raha tsy mahay mandrindra ny asa sy ny raharaha ao an-tokantrano. Araho eto ary ireo torohevitra manampy handaminana ny fotoana mba tsy hahatsiaro tena tototra loatra.
Moovnaute