Flash Actu
Mampahatsiahy ny ATT fa tsy maintsy ampiasaina ny "twist lock" amin’ny famehezana ny kaontenera, fa tsy azo soloina tady na rojo, araka ny didim-pitondrana laharana 14823/2003, tamin’ny 12 septambra 2003
Nijoro tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny Ligue de Voile Diana. Dingana goavana manome lanja ny tantaran’ny taranja Kitesurf sy ny Voile eto Madagasikara izany.
Mitohy ny fivezivezen’ny zotra an-dalamby eto Antananarivo mandritra ny Andron’ny Asa, ny zoma 1 mey 2026. Ora fiaingana eo Soarano : 08h30 ; 11h30 ; 16h00. Ora fiaingana eo Ambohimanambola : 09h45 ; 12h45 ; 17h15.
Baolina kitra vehivavy : Nandroso laharana iray ny ekipa Vehivavy, araka ny filaharana navoakan'ny FIFA. Laharana faha-191 manerantany i Madagasikara.
Vatsim-pianarana : Eny amin'ny Tahirim-bolam-panjakana no handraisan'ny mpianatra manerana ny Nosy izany, manomboka izao, raha ny nambaran’ny avy eo anivon’ny minisiteran'ny Fampianarana Ambony sy ny Minisiteran'ny Toekarena.
Hoavin’ny vola taratasy sy ny vola madinika eto Madagasikara : Hisy fakan-kevitra hotanterahina ao amin’ny oniversiten’i Vakinankaratra, ao Vatofotsy Antsirabe, amin’ny sabotsy 25 aprily 2026, karakarain’ny Banky Foiben’i Madagasikara.
Fiarovana ny mpanjifa : Toeram-pivarotana iray, tetsy Anosibe, no tsy maintsy nakatona vonjimaika noho ny tsy fanarahana ny fenitra sy fitsipika mifehy ny asa, fivarotam-bary.
Association Agro-Industrie de Madagascar (AIM) : Nihaona tamin’ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo, ary nohamafisina ny fiaraha-miasa. Mpamokatra hatramin’ny 250 000 no hahazo tombony amin’izany.
Mpamily fiara vaventy miisa 65, nahavita fiofanana manokana ho fanamafisana ny aro-loza. Tanjon’ny fiofanana ny fanatsarana ny fahaiza-manao ara-teknika sy ara-pitondratenan’ireo mpamily ka hahafahana mampihena ny loza.
Bourse MEXT 2027 – Japon : Le gouvernement japonais offre quatre (4) programmes de bourse d'études à l'endroit des étudiants Malagasy. Date limite de dépôt de candidature à l’Ambassade du Japon le vendredi 29 mai 2026 à 16h.
Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Tanalahy 2026 : Homarihina any Andasibe amin’ny 9 mey izao. Ny Caméléon Center Conservation no hikarakara ireo hetsika, miaraka amin’ireo mpiara-miombona antoka eo an-toerana.
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly, tany, amin’ny faritra DIANA, ny tetikasa RAM 2 (Rary Aro Mada 2), hetsika mikendry ny fanamafisana ny maha-olom-pirenena sy ny fandraisana anjaran’ny tanora amin’ny fampandrosoana lovainjafy.
Manatanteraka iraka eto Madagasikara ny delegasiônina avy amin’ny Banky Iraisam-pirenena. Nihaona tamin’ny minisitry ny Tontolo Iainana izy ireo, niresaka momba ny fandoavana ny ampahany voalohany amin’ny tamberim-bidy karbonina.
Marihina androany, toy ny isaky ny 22 aprily, ny Andron’ny Tany. Mampahatsiahy ny WWF Madagascar fa manomboka amin’ny fiainantsika andavanandro ny fiarovana ny natiora : amin’ny fomba fisakafo, fampiasana ny rano, fampihenana ny fako...
Ramboarivelo Andrianantenaina Jocelyn Willy no nisolo ny toeran’ny Solombavambahoaka Antananarivo III, Ralambomanana Fenoherintsoa, izay vao voatendry ho PDS ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.
Tetikasa Tomady : Haharitra hatramin'ny martsa 2027. Tetikasa hanamafisana ny fahalalan’ny olona mahakasika ireo fihetsika fototra mahomby ahazoana fahasalamana, amin’ny alalan’ny haino vaky jery sy « radiocarte audio" ary "vidéo
Gaming - Esport : Le stade Barea de Mahamasina accueillera, les 25 et 26 avril, un tournoi consacré au jeu Tekken 8.
Université virtuelle publique CNTEMAD : Hotanterahina ny 24 sy 25 Aprily ny “CNTEMAD Discovery Days”, hetsika natokana hanampiana ny tanora hisafidy ny lalana akademika sy matihanina, ao amin’ny Lapan'ny Fanatanjahatena Mahamasina
Maripana androany 22 aprily : Antananarivo 15/26, Fianarantsoa 18/25, Toliara 22/34, Mahajanga 20/36, Toamasina 23/30, Antsiranana 24/33
Matsiatra Ambony : Nosavaina ireo fitaovam-pandanjana ka tsy nanara-dalàna avokoa ireo mizana 12 notsirihana ary nisy « plomb » avokoa ireo vatomizana 14 tamin’ireo 15.
Fête nationale 2026 - Les préparatifs du 66ᵉ anniversaire lancés
Cadence accélérée pour OpenAI, qui lance un nouveau modèle, à l'encadrement renforcé
OpenAI a dévoilé jeudi un nouveau modèle d'intelligence artificielle (IA) qui se veut le plus avancé du marché selon plusieurs critères, et a promis d'accélérer encore le rythme, tout en vantant l'encadrement de son IA pour éviter les utilisations dangereuses.
Le prochain jeu vidéo "Assassin's Creed", remake de "Black Flag", sortira le 9 juillet
Nouveau jeu de la saga la plus populaire d'Ubisoft, "Assassin's Creed Black Flag Resynced", version modernisée de l'opus dans l'univers des pirates publié en 2013, sortira le 9 juillet, a annoncé jeudi le géant français des jeux vidéo.
"HexDex", un jeune hacker présumé, mis en examen et écroué
Soupçonné d'être derrière une avalanche de piratages de sites de fédérations sportives, de l'Education nationale ou encore de répertoires d'armes de particuliers, un jeune hacker présumé, caché derrière l'alias "HexDex", a été mis en examen jeudi et écroué.
Argentine: la présidence suspend l'accès des journalistes accrédités à la Casa Rosada
La présidence argentine de Javier Milei a suspendu jeudi l'accès des journalistes accrédités à la Casa Rosada, siège de l'exécutif à Buenos Aires, en lien avec une enquête pour présumé "espionnage illégal", a-t-elle annoncé sans plus de précisions.
Feu vert de l'AG au rachat de Warner Bros Discovery par Paramount Skydance, malgré les oppositions
Les actionnaires de Warner Bros Discovery (WBD) ont voté majoritairement en faveur du rachat du groupe de médias américain par son concurrent Paramount Skydance lors d'une assemblée générale extraordinaire jeudi, malgré un mouvement d'opposition axé sur l'emploi et la pluralité.
Parcoursup: les données de 705.000 anciens candidats en Occitanie piratées
Les données personnelles de 705.000 candidats rattachés aux sessions Parcoursup 2023 et 2025 en Occitanie ont été dérobées lors d'une cyberattaque survenue en octobre 2025, a indiqué jeudi le ministère de l'Enseignement supérieur dans un communiqué.
Fitaizana : ireo fahazarana tokony ampianarina ny zaza dieny mbola kely
Ny fahazazana dia fotoana fototra izay manan-danja indrindra amin’ny fananganana ny toetran’ny olona iray. Amin’io vanim-potoana io ny zaza no mora mandray lesona sy fahazarana, satria mbola malefaka ny sainy ary mora voaova. Noho izany, ny fanabeazana ara-pahazarana dieny mbola kely dia manampy betsaka amin’ny fanorenana olon-dehibe mahay miaina, manaja tena sy manaja hafa, ary mandray andraikitra. Ireto àry misy fahazarana lehibe tokony ampianarina ny zaza dieny mbola kely.
La photo d'une famille de migrants séparée par l'ICE remporte le World Press Photo
La photo d'une famille de migrants en pleurs, séparée par le Service de l'immigration et des douanes des États-Unis (ICE), a remporté jeudi le premier prix du World Press Photo 2026.
Festival de Cannes: Julianne Moore recevra le prix Women in Motion
La comédienne américaine Julianne Moore se verra remettre le prix Women in Motion, qui distingue des personnalités qui "font évoluer la place des femmes dans le cinéma et dans la société", lors du 79e Festival de Cannes en mai, ont annoncé jeudi les organisateurs.
Le prince Harry en visite surprise à Kiev
Le prince Harry est arrivé jeudi à Kiev, ont indiqué un organisme gouvernemental et les chemins de fer ukrainiens, une nouvelle visite, non annoncée, qui vise à soutenir le pays en proie à l'invasion russe.
Famakiana boky 10 minitra isan’andro : ireo vokatsoa aterak’izany
Efa resahana ombieny ny tombontsoa azo amin’ny famakiana boky. Ankoatra ny fampitomboana ny fahalalana dia mahasoa ny fahasalamana ara-tsaina izany. Fantatrao ve fa ny famakiana boky 10 minitra isan’andro fotsiny dia efa mitondra vokatsoa maro, indrindra ho an’ny atidoha sy ny rarintsaina ? Araho eto ny fanazavana mikasik’izany.
Google lance deux nouvelles puces pour s'adapter à l'ère des agents IA
Google a dévoilé mercredi deux nouvelles puces pour l'intelligence artificielle (IA), l'une pour entraîner les puissants nouveaux modèles d'IA générative, l'autre pour l'usage rapide et économique du quotidien, dont la demande pourrait exploser avec le rapide déploiement mondial des agents IA autonomes.
Cyril Féraud devient le nouvel animateur de "Fort Boyard", son "rêve d'enfant"
"C'est le rêve d'un petit garçon qui se réalise", confie à l'AFP Cyril Féraud, qui va devenir cet été le nouvel animateur de "Fort Boyard" sur France 2, succédant à Olivier Minne aux commandes de ce jeu emblématique de la télé française.
Kamel Daoud condamné à trois ans de prison ferme en Algérie pour son roman "Houris"
L'écrivain franco-algérien Kamel Daoud a annoncé mercredi avoir été condamné à trois ans de prison ferme pour avoir abordé la guerre civile algérienne dans son roman "Houris", prix Goncourt en 2024.
Atodin’ny papelika : vokatsoa sy mety ho vokadratsiny ho an’ny ankizy
Mihamaro ankehitriny ny ray aman-dreny mampiditra ny atodin’ny papelika na « œuf de caille » ao anatin’ny sakafo omena ny ankizy. Na dia kely azy ireny karazana atody ireny dia manankarena otrikaina ilaina amin’ny fitomboana. Fa tena mahasoa tokoa ve izy ireny ho an’ny ankizy ? Mety misy vokadratsiny ve ? Araho eto ny tsara fantatra.
Fahasalamana : ny tsara fantatra mikasa ny « rhumatisme cardiaque »
Ny « rhumatisme cardiaque », antsoina ihany koa hoe « rhumatisme articulaire aigu » misy fiantraikany amin’ny fo, dia « maladie inflammatoire » mety mampidi-doza. Matetika izy io dia miseho aorian’ny areti-tenda (angine) tsy voatsabo. Mety mitarika fahasarotana lalina izy io raha tsy voatsabo ara-potoana. Araho eto ireo andinindininy tsara fantatra mikasika ny aretina « rhumatisme cardiaque ».
IA: SpaceX s'associe à l'éditeur de code Cursor, avec option de rachat à 60 milliards de dollars
SpaceX entre à son tour dans la guerre du code: l'entreprise spatiale d'Elon Musk a annoncé mardi un partenariat avec Cursor, éditeur de code assisté par intelligence artificielle très prisé des développeurs professionnels, assorti d'une option de rachat à 60 milliards de dollars d'ici la fin de l'année.
Nouveau patron d'Apple, John Ternus doit trouver sa voie, entre Jobs et Cook
Synthèse entre la stabilité de Tim Cook et la passion de Steve Jobs pour les produits, le nouveau patron d'Apple John Ternus va devoir trouver sa voie face aux défis de l'IA, qui mettent le groupe sous pression.
Vivre un mois sans smartphone, le pari de jeunes Américains pour déconnecter
Se déplacer sans Google Maps. Ne plus regarder Instagram en attendant le bus. Débrancher ses écouteurs, entendre les oiseaux chanter. Pendant un mois à Washington, une trentaine de jeunes Américains ont troqué leur smartphone pour un téléphone basique à clapet et racontent leurs galères et leur joie de déconnecter.
Tim Schafer, l'infatigable artisan du jeu vidéo
Vétéran de l'industrie du jeu vidéo et l'un de ses créateurs les plus excentriques, l'Américain Tim Schafer lance jeudi "Kiln", dernière production de son studio Double Fine mêlant jeu de combat et... simulateur de poterie.
Les Partenaires
Moovnaute